Esther 1:2 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
tamin’izany andro izany dia nipetraka teo amin’ny sezafiandrianan’ny fanjakany izay tany Sosana, tanàna mimanda, i Ahasoerosy mpanjaka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’ny taona fahatelo nanjakany, fony izy nitoetra tamin’ny sezafiandrianana maha andriamanjaka azy tao Sosany renivohitra, dia nanaovany fanasana ireo rehetra andriambaventiny sy mpandraharahany; tonga teo anatrehany koa ny filohan’ny tafik’i Persia sy i Media ary ny governora sy ny mpitondra isam-paritany.
Malagasy Bible 1865
dia tamin'izany andro izany, raha nipetraka teo ambonin'ny seza fiandrianan'ny fanjakany, izay tany Sosana renivohitra, Ahasoerosy mpanjaka,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
tamin’izany andro izany dia nipetraka teo amin’ny sezafiandrianan’ny fanjakany izay tany Sosana, tanàna mimanda, i Ahasoerosy mpanjaka.
malagasy
dia tamin'izany andro izany, raha nipetraka teo ambonin'ny seza fiandrianan'ny fanjakany, izay tany Sosana renivohitra, Ahasoerosy mpanjaka,