Esther 1:20 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa rehefa re manerana ny fanjakany rehetra, izay lehibe tokoa, ny didin’ny mpanjaka izay havoakany dia samy hanome voninahitra ny vadiny avy ny vehivavy rehetra na lehibe na kely.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa ho tafaely eran’ity fanjakànao midadasika ity ny fanapahan-kevitra halainao, dia samy homen’ny vehivavy rehetra voninahitra ny vadiny, na lehibe na kely.
Malagasy Bible 1865
Ary raha torina eran'ny fanjakany rehetra (fa lehibe izany) ny lalàn'ny mpanjaka izay hataony, dia samy hanome voninahitra ny vadiny avy na lehibe na kely, ny vehivavy rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa rehefa re manerana ny fanjakany rehetra, izay lehibe tokoa, ny didin’ny mpanjaka izay havoakany dia samy hanome voninahitra ny vadiny avy ny vehivavy rehetra na lehibe na kely.
malagasy