Esther 1:21 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia sitraky ny mpanjaka sy ny mpitondra izany teny izany ka nanatanteraka ny tenin’i Memokana ny mpanjaka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Sitraky ny amperôra sy ireo minisitra ny torohevitr’i Memokàna, ka dia narahin’i Kserksesa.
Malagasy Bible 1865
Dia sitraky ny mpanjaka sy ny mpanapaka izany teny izany; ka dia nanao araka ny tenin'i Memokana ny mpanjaka,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia sitraky ny mpanjaka sy ny mpitondra izany teny izany ka nanatanteraka ny tenin’i Memokana ny mpanjaka.
malagasy
Dia sitraky ny mpanjaka sy ny mpanapaka izany teny izany; ka dia nanao araka ny tenin'i Memokana ny mpanjaka,ka nampitondra taratasy izy ho any amin'ny isan-tokony amin'ny fanjakan'ny mpanjaka, dia isan-tokony araka ny sorany avy, ary isam-pirenena araka ny fiteniny avy, mba hahatapaka ny ao an-tranony avy ny lehilahy rehetra, ary samy hiteny araka ny fiteniny avy isam-pirenena.