Esther 1:22 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nampitondra taratasy ho any amin’ny fari-piadidiana rehetra ao amin’ny fanjakan’ny mpanjaka izy, dia ny fari-piadidiana tsirairay araka ny fomba fanoratany avy ary ny firenena tsirairay araka ny fiteniny avy mba hahafehy ny ao an-tranony avy ny lehilahy rehetra ary samy hiteny araka ny fiteniny avy ny firenena tsirairay.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nandefasany taratasy ny faritany rehetra manerana ny fanjakany, dia taratasy araka ny fomba fiteny sy fanoratry ny firenena isan-tokony; notakina mba ho masi-mandidy ao an-tranony avy ny lehilahy rehetra ary mba ho ny fitenim-pireneny no hampisain’ny ankohonany.
Malagasy Bible 1865
ka nampitondra taratasy izy ho any amin'ny isan-tokony amin'ny fanjakan'ny mpanjaka, dia isan-tokony araka ny sorany avy, ary isam-pirenena araka ny fiteniny avy, mba hahatapaka ny ao an-tranony avy ny lehilahy rehetra, ary samy hiteny araka ny fiteniny avy isam-pirenena.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nampitondra taratasy ho any amin’ny fari-piadidiana rehetra ao amin’ny fanjakan’ny mpanjaka izy, dia ny fari-piadidiana tsirairay araka ny fomba fanoratany avy ary ny firenena tsirairay araka ny fiteniny avy mba hahafehy ny ao an-tranony avy ny lehilahy rehetra ary samy hiteny araka ny fiteniny avy ny firenena tsirairay.
malagasy