Esther 1:3 — Compare Translations

4 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tamin’ny taona fahatelo nanjakany dia nanao fanasana ho an’ny mpitarika sy ny mpanompony rehetra izy. Teo anatrehany koa ny lehiben’ny miaramilan’i Persia sy i Media ary ny mpitondra mbamin’ireo lehiben’ny fari-piadidiana ao amin’ny fanjakany.
Malagasy Bible 1865
tamin'ny taona fahatelo nanjakany, dia nanao fanasana ho an'ny mpanapaka sy ny mpanompony rehetra izy; ary teo anatrehany koa ny lehiben'ny miaramilan'i Persia sy Media sy ny mpanapaka mbamin'ireo komandin'ny isan-tokony amin'ny fanjakany;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tamin’ny taona fahatelo nanjakany dia nanao fanasana ho an’ny mpitarika sy ny mpanompony rehetra izy. Teo anatrehany koa ny lehiben’ny miaramilan’i Persia sy i Media ary ny mpitondra mbamin’ireo lehiben’ny fari-piadidiana ao amin’ny fanjakany.
malagasy