Esther 1:4 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nasehony nandritra ny andro maro, valopolo amby zato andro, ny harena amam-boninahitry ny fanjakany ary ny famirapiratry ny fahalehibiazany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nasehon’ny amperôra azy ny harena amam-boninahitry ny fanjakana ary ny harevaka aman-drentin’ny fahalehibiazany; ka enim-bolana no naharetan’izany lanonambe izany.
Malagasy Bible 1865
ary nasehony andro maro, dia valo-polo amby zato andro, ny harena amam-boninahitry ny fanjakany ary ny tabiha sy rehareha momba ny fahalehibiazany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nasehony nandritra ny andro maro, valopolo amby zato andro, ny harena amam-boninahitry ny fanjakany ary ny famirapiratry ny fahalehibiazany.
malagasy
ary nasehony andro maro, dia valo-polo amby zato andro, ny harena amam-boninahitry ny fanjakany ary ny tabiha sy rehareha momba ny fahalehibiazany.