Esther 1:7 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nampisotroina tamin’ny kapoaka volamena ny olona ka samihafa avokoa ny kapoaka, ary betsaka ny divain’ny mpanjaka araka ny fanomen’ny mpanjaka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsatokaty volamena karazany samy hafa no nampisotroana ny olona ary nitobaka ny divay satria nalala-tanana tokoa ny amperôra.
Malagasy Bible 1865
Ary ny olona dia nampisotroina tamin'ny kapoaka volamena (samy hafa avokoa ny kapoaka,) ary betsaka ny divain'andriana araka ny fanomen'ny mpanjaka.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nampisotroina tamin’ny kapoaka volamena ny olona ka samihafa avokoa ny kapoaka, ary betsaka ny divain’ny mpanjaka araka ny fanomen’ny mpanjaka.
malagasy