Esther 1:8 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny nisotroan’ny olona dia araka ny tenin’ny mpanjaka ka tsy nisy faneriterena satria toy izany no baikon’ny mpanjaka tamin’ny mpitandrina ny tranony rehetra mba hanaovany araka izay sitrapon’ny tsirairay avy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Araka ny fepetra dia samy nisotro tsy nisy naneritery azy ny olona; fa ny nandidian’ny amperôra ireo mpanompo rehetra ao an-dapany manko dia ny hanaovan’ny olona tsirairay araka izay sitrapony avy.
Malagasy Bible 1865
Ary ny nisotroan'ny olona dia araka ny tenin'andriana, ka tsy nisy nanery; fa toy izany no nandidian'ny mpanjaka ny mpitandrina ny tranony rehetra mba hanaovan'ny olona araka izay sitrapony avy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny nisotroan’ny olona dia araka ny tenin’ny mpanjaka ka tsy nisy faneriterena satria toy izany no baikon’ny mpanjaka tamin’ny mpitandrina ny tranony rehetra mba hanaovany araka izay sitrapon’ny tsirairay avy.
malagasy