Esther 1:9 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mba nanao fanasana ho an’ny vehivavy tao amin’ny tranom-panjakana, izay an’i Ahasoerosy mpanjaka, koa i Vasty, vadin’ny mpanjaka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’izay i Vastỳ, vadin’ny amperôra, dia mba nanao fanasana ho an’ny vehivavy koa tao amin’ny lapan’i Kserksesa.
Malagasy Bible 1865
Ary Vasty, vadin'ny mpanjaka, dia mba nanao fanasana ho an'ny vehivavy koa tao amin'ny tranom-panjakana, izay an'i Ahasoerosy mpanjaka.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mba nanao fanasana ho an’ny vehivavy tao amin’ny tranom-panjakana, izay an’i Ahasoerosy mpanjaka, koa i Vasty, vadin’ny mpanjaka.
malagasy