Esther 10:1 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nampandoa hetra ny tany sy ny nosin-dranomasina i Ahasoerosy mpanjaka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny amperôra Kserksesa dia nampanao asa an-terivozona ny mponina an’atitany sy amorontsiraka teo amin’ny fanjakany.
Malagasy Bible 1865
Ary Ahasoerosy mpanjaka nampandoa hetra ny tany sy ny nosin-dranomasina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nampandoa hetra ny tany sy ny nosin-dranomasina i Ahasoerosy mpanjaka.
malagasy
Ary Ahasoerosy mpanjaka nampandoa hetra ny tany sy ny nosin-dranomasina.