Esther 10:2 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary izay rehetra nataony araka ny fahefany sy ny heriny mbamin’ny filazana ny fahalehibiazan’i Mordekay, araka izay nanandratan’ny mpanjaka azy, tsy voasoratra ao amin’ny bokin’ny tantaran’ny mpanjakan’i Media sy i Persia va izany?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izay rehetra nataony araka ny fahefana sy ny herimpo nananany ary koa ny andinindininy momba ny nanondrotany an’i Môrdôkay dia efa voasoratra ao amin’ilay boky milohateny hoe Asan’ireo amperôran’i Media sy i Persia.
Malagasy Bible 1865
Ary izay rehetra nataony araka ny fahefany sy ny heriny mbamin'ny filazana ny fahalehibiazan'i Mordekay, araka izay nanandratan'ny mpanjaka azy, tsy efa voasoratra ao amin'ny bokin'ny tantaran'ny mpanjakan'i Media sy Persia va izany?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary izay rehetra nataony araka ny fahefany sy ny heriny mbamin’ny filazana ny fahalehibiazan’i Mordekay, araka izay nanandratan’ny mpanjaka azy, tsy voasoratra ao amin’ny bokin’ny tantaran’ny mpanjakan’i Media sy i Persia va izany?
malagasy
Ary izay rehetra nataony araka ny fahefany sy ny heriny mbamin'ny filazana ny fahalehibiazan'i Mordekay, araka izay nanandratan'ny mpanjaka azy, tsy efa voasoratra ao amin'ny bokin'ny tantaran'ny mpanjakan'i Media sy Persia va izany?Fa Mordekay Jiosy no nanarakaraka an'i Ahasoerosy mpanjaka sady nalaza tamin'ny Jiosy ka nankasitrahan'ny rahalahiny maro, satria nitady hihasoa ny fireneny izy sady nilaza fiadanana tamin'ny olona rehetra iray firazanana aminy.