Esther 10:3 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa i Mordekay jiosy no nanarakaraka an’i Ahasoerosy mpanjaka tamin’ny fahefana, sady nalaza tamin’ny Jiosy ka nankasitrahan’ny rahalahiny maro, satria nitady izay hahasoa ny fireneny izy sady nilaza fiadanana tamin’ny olona rehetra iray firazanana taminy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
I Môrdôkay, ilay Jiosy, no olona ambony indrindra nanarakaraka ny amperôra Kserksesa teo amin’ny fanjakana; sady nalaza sy mamy hoditra izy teo amin’ny Jiosy rehetra mpiray firenena aminy, noho izy nitady hahasoa ny fireneny sy nanao didy hiadanan’ny olona rehetra iray firazanana aminy.
Malagasy Bible 1865
Fa Mordekay Jiosy no nanarakaraka an'i Ahasoerosy mpanjaka sady nalaza tamin'ny Jiosy ka nankasitrahan'ny rahalahiny maro, satria nitady hihasoa ny fireneny izy sady nilaza fiadanana tamin'ny olona rehetra iray firazanana aminy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa i Mordekay jiosy no nanarakaraka an’i Ahasoerosy mpanjaka tamin’ny fahefana, sady nalaza tamin’ny Jiosy* ka nankasitrahan’ny rahalahiny maro, satria nitady izay hahasoa ny fireneny izy sady nilaza fiadanana tamin’ny olona rehetra iray firazanana taminy.
malagasy