Esther 2:1 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa afaka izany ka efa nionona ny fahatezeran’i Ahasoerosy mpanjaka dia nahatsiaro an’i Vasty sy izay efa nataony izy ary ny efa nitsarana azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Taorian’izany, rehefa nionona ny fahatezeran’ny amperôra Kserksesa, dia nahatsiaro izay efa nataon’i Vastỳ sy izay tinapaka ny aminy izy.
Malagasy Bible 1865
Rehefa afaka izany, nony efa nionona ny fahatezeran'i Ahasoerosy mpanjaka, dia nahatsiaro an'i Vasty sy izay efa nataony izy ary ny efa nitsarana azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa afaka izany ka efa nionona ny fahatezeran’i Ahasoerosy mpanjaka dia nahatsiaro an’i Vasty sy izay efa nataony izy ary ny efa nitsarana azy.
malagasy
[Ny nifidianana an'i Estera ho vadin'i Ahasoerosy] Rehefa afaka izany, nony efa nionona ny fahatezeran'i Ahasoerosy mpanjaka, dia nahatsiaro an'i Vasty sy izay efa nataony izy ary ny efa nitsarana azy.