Esther 2:10 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy mbola nilaza ny fireneny na ny fianakaviany anefa i Estera satria namepetra azy i Mordekay mba tsy hilaza izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy nolazain’i Estera ny fireneny na firazanany, satria nopeperan’i Môrdôkay izy mba tsy hilaza izany.
Malagasy Bible 1865
Nefa Estera tsy mbola nilaza ny fireneny na ny fianakaviany, satria nopeperan'i Mordekay mba tsy hilaza izany izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy mbola nilaza ny fireneny na ny fianakaviany anefa i Estera satria namepetra azy i Mordekay mba tsy hilaza izany.
malagasy
Nefa Estera tsy mbola nilaza ny fireneny na ny fianakaviany, satria nopeperan'i Mordekay mba tsy hilaza izany izy.