Esther 2:11 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nitsangantsangana isanandro teo anoloan’ny kianjan’ny tranom-behivavy i Mordekay mba hahafantarany izay momba an’i Estera sy izay manjo azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
I Môrdôkay kosa nitsangantsangana isan’andro teo anoloan’ny kianjan’ny tranom-behivavy mba hahafantarany ny toe-pahasalaman’i Estera sy izay anaovan’ny olona azy.
Malagasy Bible 1865
Ary Mordekay nitsangantsangana isanandro teo anoloan'ny kianjan'ny tranom-behivavy, mba hahafantarany izay toetran'i Estera sy izay anaovana azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nitsangantsangana isanandro teo anoloan’ny kianjan’ny tranom-behivavy i Mordekay mba hahafantarany izay momba an’i Estera sy izay manjo azy.
malagasy
Ary Mordekay nitsangantsangana isanandro teo anoloan'ny kianjan'ny tranom-behivavy, mba hahafantarany izay toetran'i Estera sy izay anaovana azy.