Esther 2:13 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa rehefa hiditra ho ao amin’ny mpanjaka ny zatovovavy tamin’izany dia nomena azy izay rehetra nilainy ka noentiny avy tao amin’ny tranom-behivavy ho ao amin’ny tranon’ny mpanjaka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nony miala ny tranom-behivavy mba hiditra ao an-dapa razazavavy, dia nomena azy ny zavatra rehetra nilainy;
Malagasy Bible 1865
koa nony hiditra ao amin'ny mpanjaka ny zazavavy tamin'izany, dia nomena azy izay rehetra nilainy ho entiny avy amin'ny tranom-behivavy ho ao an-tranon'ny mpanjaka.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa rehefa hiditra ho ao amin’ny mpanjaka ny zatovovavy tamin’izany dia nomena azy izay rehetra nilainy ka noentiny avy tao amin’ny tranom-behivavy ho ao amin’ny tranon’ny mpanjaka.
malagasy