Esther 2:14 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tamin’ny hariva izy no niditra ary nony maraina izy dia niverina ho ao amin’ny trano faharoa nitoeran’ny vehivavy, izay ambany fifehezan’i Sasegaza, ionòkan’ny mpanjaka, mpiambina ny vady tsindrano. Tsy mba niverina tao amin’ny mpanjaka intsony izy raha tsy sitrapon’ny mpanjaka ka voatonona ny anarany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ny hariva izy no mandeha any amin’ny amperôra, ary ny ampitso maraina kosa lasa mankao amin’ilay trano faharoa fitoeram-behivavy, iandraiketan’i Sahasgaza tandapa mpitandrina ny vaditsindranon’ny amperôra. Tsy mba miverina any amin’ny amperôra intsony ireto vehivavy ireto, afa-tsy raha irin’ny amperôra ka tononony anarana.
Malagasy Bible 1865
Tamin'ny hariva no nandeha izy, ary nony maraina dia niverina izy ho ao an-trano faharoa nitoeran'ny vehivavy, ho amin'ny fehin'i Sasegaza, tsindranolahin'1 ny mpanjaka, mpitandrina ny vaditsindrano; ary tsy mba niditra tao amin'ny mpanjaka intsony izy, raha tsy tian'ny mpanjaka, ka voatonona ny anarany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tamin’ny hariva izy no niditra ary nony maraina izy dia niverina ho ao amin’ny trano faharoa nitoeran’ny vehivavy, izay ambany fifehezan’i Sasegaza, ionòkan’ny mpanjaka, mpiambina ny vady tsindrano. Tsy mba niverina tao amin’ny mpanjaka intsony izy raha tsy sitrapon’ny mpanjaka ka voatonona ny anarany.
malagasy