Esther 2:16 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia noentina ho ao amin’i Ahasoerosy mpanjaka i Estera, ho ao amin’ny tranon’ny fanjakana, tamin’ny volana fahafolo na ny volana Tebeta, tamin’ny taona fahafito nanjakany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nentina hankao an-dapa ho any amin’ny amperôra izy tamin’ny taona fahafito nanjakan’i Kserksesa, volana fahafolo na volana Tebeta.
Malagasy Bible 1865
Dia nentina ho ao amin'i Ahasoerosy mpanjaka Estera, ho ao an-tranon'ny fanjakana, tamin'ny volana fahafolo (volana Tebeta izany) tamin'ny taona fahafito nanjakany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia noentina ho ao amin’i Ahasoerosy mpanjaka i Estera, ho ao amin’ny tranon’ny fanjakana, tamin’ny volana fahafolo na ny volana Tebeta, tamin’ny taona fahafito nanjakany.
malagasy