Esther 2:17 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tian’ny mpanjaka mihoatra noho ny vehivavy hafa rehetra i Estera ka nahita fitia sy sitraka teo imasony mihoatra noho ny virijiny hafa rehetra. Nosatrohany ny satroboninahitry ny fanjakana izy ka nampanjakainy hisolo an’i Vasty.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Naharaiki-pitia ny amperôra mihoatra noho ny vehivavy hafa i Estera; ka tamin’ireo tovovavy rehetra ireo, dia izy no nahazo fitia sy fanambinana teo anatrehan’ny amperôra. Ary nosatrohan’i Kserksesa ny satroboninahi-piandrianana izy sady nambarany ho mpanjakavavy hisolo an’i Vastỳ.
Malagasy Bible 1865
Ary tian'ny mpanjaka mihoatra noho ny vehivavy rehetra Estera, ka nahita fitia sy sitraka teo imasony mihoatra noho ny virijina rehetra izy, ka dia nosatrohany ny satro-boninahitry ny fanjakana izy ka nampanjakainy hisolo an'i Vasty.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tian’ny mpanjaka mihoatra noho ny vehivavy hafa rehetra i Estera ka nahita fitia sy sitraka teo imasony mihoatra noho ny virijiny hafa rehetra. Nosatrohany ny satroboninahitry ny fanjakana izy ka nampanjakainy hisolo an’i Vasty.
malagasy