Esther 2:18 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nanao fanasana lehibe ho an’ny mpitondra sy mpanompony rehetra ny mpanjaka; fanasan’i Estera izany. Nanendry andro fitsaharana ho an’ny fari-piadidiana rehetra ao amin’ny fanjakana izy sady nanome fanomezana araka ny fanomen’ny mpanjaka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nanao fanasana ny amperôra ho fanomezam-boninahitra an’i Estera ka niantso izay rehetra andriambaventiny sy mpandraharahany izy. Nisy hetra nofoanany ho an’ireo mponina isam-paritra eran’ny fanjakany sady nisy fanomezana be nataony, satria nalala-tanana tokoa izy.
Malagasy Bible 1865
Ary ny mpanjaka nanao fanasana lehibe ho an'ny mpanapaka rehetra sy ny mpanompony, dia fanasan'i Estera izany; ary nanendry andro fifaliana ho an'ny fanjakana rehetra isan-tokony izy sady nanome zavatra araka ny fanomen'ny mpanjaka.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nanao fanasana lehibe ho an’ny mpitondra sy mpanompony rehetra ny mpanjaka; fanasan’i Estera izany. Nanendry andro fitsaharana ho an’ny fari-piadidiana rehetra ao amin’ny fanjakana izy sady nanome fanomezana araka ny fanomen’ny mpanjaka.
malagasy