Esther 2:20 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy mbola nilaza izay fianakaviany na izay fireneny anefa i Estera, araka ilay nameperan’i Mordekay azy ihany. Fa ny tenin’i Mordekay dia nankatoavin’i Estera tahaka ny fony izy mbola nitaiza azy ihany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
I Estera kosa tsy nilaza ny firazanany na fireneny araka ny nameperan’i Môrdôkay azy; satria nankatoavin’i Estera hatrany ny tenin’i Môrdôkay tahaka ny fony izy mbola notezainy ihany.
Malagasy Bible 1865
Nefa Estera tsy mbola nilaza izay fianakaviany na izay fireneny, araka ilay nameperan'i Mordekay azy ihany; fa ny tenin'i Mordekay dia nankatoavin'i Estera tahaka ny fony Izy mbola nitaiza azy ihany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy mbola nilaza izay fianakaviany na izay fireneny anefa i Estera, araka ilay nameperan’i Mordekay azy ihany. Fa ny tenin’i Mordekay dia nankatoavin’i Estera tahaka ny fony izy mbola nitaiza azy ihany.
malagasy