Esther 2:21 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tamin’izany andro izany, raha nipetraka teo am-bavahadin’ny mpanjaka i Mordekay, dia tezitra i Bigtana sy i Taresy, roa lahy tamin’ireo ionòkan’ny mpanjaka sady mpiambina teo am-baravarana, ka nitady hamono an’i Ahasoerosy mpanjaka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’izany andro izany, raha nanao ny asam-panjakana tao an-dapa i Môrdôkay, dia tezitra tamin’i Kserksesa i Bigtana sy i Taresa anisan’ny tandapa mpiambina teo am-baravaran’ny efitranon’ny amperôra; ka nitady hamono an’i Kserksesa izy roa lahy.
Malagasy Bible 1865
Tamin'izany andro izany, raha Mordekay nipetraka teo am-bavahadin'ny mpanjaka, dia tezitra Bigtana sy Taresy, roa lahy isan'ny tsindranolahin'1 ny mpanjaka, dia ilay mpiambina teo am-baravarana, ka nitady hamono an'i Ahasoerosy mpanjaka izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tamin’izany andro izany, raha nipetraka teo am-bavahadin’ny mpanjaka i Mordekay, dia tezitra i Bigtana sy i Taresy, roa lahy tamin’ireo ionòkan’ny mpanjaka sady mpiambina teo am-baravarana, ka nitady hamono an’i Ahasoerosy mpanjaka.
malagasy