Esther 2:22 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tonga fantatr’i Mordekay izany ka nambarany tamin’i Estera, vadin’ny mpanjaka. Dia nambaran’i Estera tamin’ny mpanjaka, tamin’ny anaran’i Mordekay izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fantatr’i Môrdôkay io tetika io ka nambarany tamin’i Estera mpanjakavavy izay nampita izany tamin’ny amperôra kosa, ho filazana avy amin’i Môrdôkay.
Malagasy Bible 1865
Ary fantatr'i Mordekay izany ka nambarany tamin'i Estera, vadin'ny mpanjaka; dia nambaran'i Estera tamin'ny mpanjaka kosa izany araka ny nampilazain'i Mordekay azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tonga fantatr’i Mordekay izany ka nambarany tamin’i Estera, vadin’ny mpanjaka. Dia nambaran’i Estera tamin’ny mpanjaka, tamin’ny anaran’i Mordekay izany.
malagasy
Ary fantatr'i Mordekay izany ka nambarany tamin'i Estera, vadin'ny mpanjaka; dia nambaran'i Estera tamin'ny mpanjaka kosa izany araka ny nampilazain'i Mordekay azy.Atỳ rehefa nodinihina izany zavatra izany, dia, indro, marina; ka dia nahantona tamin'ny hazo izy roa lahy; ary nosoratana tao amin'ny bokin'ny tantara teo anatrehan'ny mpanjaka izany.