Esther 2:23 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa nohadihadiana izany zavatra izany dia hita fa marina ka nahantona tamin’ny hazo izy roa lahy. Nosoratana tao amin’ny bokin’ny tantara teo anatrehan’ny mpanjaka izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa nofotorana izany zavatra izany, dia hita fa marina; ka dia nahantona tamin’ny hazo izy roa lahy. Ary teo anatrehan’ny amperôra no nanoratana izany raharaha izany tao amin’ny boky milohateny hoe Asan’ireo amperôra.
Malagasy Bible 1865
Atỳ rehefa nodinihina izany zavatra izany, dia, indro, marina; ka dia nahantona tamin'ny hazo izy roa lahy; ary nosoratana tao amin'ny bokin'ny tantara teo anatrehan'ny mpanjaka izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa nohadihadiana izany zavatra izany dia hita fa marina ka nahantona tamin’ny hazo izy roa lahy. Nosoratana tao amin’ny bokin’ny tantara teo anatrehan’ny mpanjaka izany.
malagasy