Esther 2:5 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nisy Jiosy iray tany Sosana, tanàna mimanda, Mordekay no anarany, zanak’i Jaira, zanak’i Simey, zanak’i Kisy, avy amin’ny taranak’i Benjamina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nisy Jiosy anankiray nantsoina hoe Môrdôkay tao Sosany renivohitra; izy io dia lehilahy benjaminita zanak’i Jaîro, izay taranak’i Simehỳ sy i Kisy.
Malagasy Bible 1865
Ary nisy Jiosy anankiray tany Sosana renivohitra. Mordekay no anarany, zanak'i Jaira, zanak'i Simey, zanak'i Kisy, avy tamin'ny taranak'i Benjamina,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nisy Jiosy* iray tany Sosana, tanàna mimanda, Mordekay no anarany, zanak’i Jaira, zanak’i Simey, zanak’i Kisy, avy amin’ny taranak’i Benjamina.
malagasy
Ary nisy Jiosy anankiray tany Sosana renivohitra. Mordekay no anarany, zanak'i Jaira, zanak'i Simey, zanak'i Kisy, avy tamin'ny taranak'i Benjamina,