Esther 2:6 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izy io dia babo avy tany Jerosalema niaraka tamin’ireo babo izay noentina niaraka tamin’i Jekonia, mpanjakan’i Joda, izay nobaboin’i Nebokadnezara, mpanjakan’i Babilona.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Anisan’ireo nobaboin’i Nebokadnetsara mpanjakan’i Babilôna izy, ka nentiny avy tany Jerosalema niaraka tamin’i Jekônià mpanjakan’i Joda.
Malagasy Bible 1865
izay efa nentina ho babo avy tany Jerosalema tamin'ny babo izay nentina niaraka tamin'i Jekonia, mpanjakan'ny Joda, izay nobaboin'i Nebokadnezara, mpanjakan'i Babylona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izy io dia babo avy tany Jerosalema niaraka tamin’ireo babo izay noentina niaraka tamin’i Jekonia, mpanjakan’i Joda, izay nobaboin’i Nebokadnezara, mpanjakan’i Babilona.
malagasy