Esther 2:7 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izy no nitaiza an’i Hadasa, na i Estera, zanakavavin’ny rahalahin-drainy. Tsy nanana ray sy reny intsony io zazavavy io; ary soa sady tsara tarehy izy. Rehefa maty ny rainy sy ny reniny dia noraisin’i Mordekay ho zanany izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nitaiza an’i Hadasà (na hoe Estera) zanakavavin’ny rahalahin-drainy izy. Soa sady tsara tarehy razazavavy ary rehefa maty irainy sy ireniny, dia natsangan’i Môrdôkay ho zanany.
Malagasy Bible 1865
Ary izy nitaiza an'i Hadasa (Estera izany), zanakavavin'ny rahalahin-drainy, izay tsy nanana ray sy reny intsony; ary razazavavy dia soa sady tsara tarehy, ary noraisin'i Mordekay ho zanany izy, rehefa maty rainy sy reniny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izy no nitaiza an’i Hadasa, na i Estera, zanakavavin’ny rahalahin-drainy. Tsy nanana ray sy reny intsony io zazavavy io; ary soa sady tsara tarehy izy. Rehefa maty ny rainy sy ny reniny dia noraisin’i Mordekay ho zanany izy.
malagasy