Esther 2:8 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony re ary ny tenin’ny mpanjaka sy ny lalànany ka voavory tany Sosana, tanàna mimanda, ny zazavavy maro ho ao ambany fifehezan’i Hegay, dia mba noentina ho ao amin’ny tranon’ny mpanjaka koa i Estera, ho ao ambany fifehezan’i Hegay, mpiambina ny vehivavy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nony tafaely ny didy aman-dalànan’ny amperôra, dia tovovavy maro no voavory tao Sosany renivohitra mba hiandraiketan’i Hegay. Anisan’ireo nentina ho ao an-dapan’ny amperôra koa i Estera ka niandraiketan’i Hegay mpitandrina ny vehivavy.
Malagasy Bible 1865
Koa nony re ny tenin'ny mpanjaka sy ny lalàny, ka voavory tany Sosana renivohitra ny zazavavy maro ho andin'ny fehin'i Hegay, dia mba nentina ho ao an-tranon'ny mpanjaka koa Estera ho amin'ny fehin'i Hegay, mpifehy ny vehivavy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony re ary ny tenin’ny mpanjaka sy ny lalànany ka voavory tany Sosana, tanàna mimanda, ny zazavavy maro ho ao ambany fifehezan’i Hegay, dia mba noentina ho ao amin’ny tranon’ny mpanjaka koa i Estera, ho ao ambany fifehezan’i Hegay, mpiambina ny vehivavy.
malagasy