Esther 3:1 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa afaka izany zavatra izany dia nasandratr’i Ahasoerosy mpanjaka i Hamana, zanak’i Hamedota agagita, ka nomeny voninahitra, ary ny toerany dia nataony ambony noho ny an’ny mpitarika hafa niaraka taminy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tatỳ aorian’izany, dia nomen’ny amperôra Kserksesa laharana ambony i Hamàna zanakalahin’i Hamedatà sady taranak’i Agaga, ka nasandrany hipetraka eo amin’ny toerana maha praiminisitra.
Malagasy Bible 1865
Rehefa afaka izany zavatra izany, dia nasandratr'i Ahasoerosy mpanjaka Hamana, zanak'i Hamedota Agagita, ka nomeny voninahitra, ary ny sezany nataony teo alohan'ny an'ny mpanapaka rehetra izay teo aminy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa afaka izany zavatra izany dia nasandratr’i Ahasoerosy mpanjaka i Hamana, zanak’i Hamedota agagita, ka nomeny voninahitra, ary ny toerany dia nataony ambony noho ny an’ny mpitarika hafa niaraka taminy.
malagasy
[Ny fahasosoran'i Hamana tamin'i Mordekay, sy ny hevitra nataony handringanana ny Jiosy] Rehefa afaka izany zavatra izany, dia nasandratr'i Ahasoerosy mpanjaka Hamana, zanak'i Hamedota Agagita, ka nomeny voninahitra, ary ny sezany nataony teo alohan'ny an'ny mpanapaka rehetra izay teo aminy.