Esther 3:10 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nesorin’ny mpanjaka tamin’ny tanany ny peratra fitombo-kaseny ka nomeny an’i Hamana, zanak’i Hamedota agagita, fahavalon’ny Jiosy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nesorin’ny amperôra teny an-tanany ny peratra tombokase ka nomeny an’ilay fahavalon’ny Jiosy, dia i Hamàna zanakalahin’i Hamedatà sady taranak’i Agaga;
Malagasy Bible 1865
Dia nesorin'ny mpanjaka tamin'ny tànany ny peratra fanombohany ka nomeny an'i Hamana, zanak'i Hamedota Agagita, fahavalon'ny Jiosy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nesorin’ny mpanjaka tamin’ny tanany ny peratra fitombo-kaseny ka nomeny an’i Hamana, zanak’i Hamedota agagita, fahavalon’ny Jiosy*.
malagasy
Dia nesorin'ny mpanjaka tamin'ny tànany ny peratra fanombohany ka nomeny an'i Hamana, zanak'i Hamedota Agagita, fahavalon'ny Jiosy.