Esther 3:11 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy ny mpanjaka tamin’i Hamana: Homena anao ny volafotsy mbamin’ny vahoaka koa hanaovanao azy araka izay sitrakao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ary hoy izy tamin’i Hamàna: –Afoy ho anao ny volafotsy; ary hatolotra anao koa izany firenena izany hanaovanao azy araka izay sitrakao.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy ny mpanjaka tamin'i Hamana: Homena anao ihany ny volafotsy sy ny olona koa hanaovanao azy araka izay sitrakao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy ny mpanjaka tamin’i Hamana: Homena anao ny volafotsy mbamin’ny vahoaka koa hanaovanao azy araka izay sitrakao.
malagasy
Ary hoy ny mpanjaka tamin'i Hamana: Homena anao ihany ny volafotsy sy ny olona koa hanaovanao azy araka izay sitrakao.