Esther 3:14 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny dika mitovy amin’ny teny izay natao didy ho amin’ny fari-piadidiana tsirairay ao amin’ny fanjakana dia novakina tamin’ny olona rehetra mba hampiomana azy ho amin’izany andro izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny kopian’io taratasy io dia navoaka ho didy manan-kery amin’ny isam-paritany ary nampahafantarina ny olona rehetra mba hampiomana azy ho amin’izany andro izany.
Malagasy Bible 1865
Ny kopen'ny teny izay natao didy ho amin'ny isan-tokony amin'ny fanjakana dia nisokatra mba ho hitan 'ny olona rehetra hampiomana azy ho amin'izany andro izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny dika mitovy amin’ny teny izay natao didy ho amin’ny fari-piadidiana tsirairay ao amin’ny fanjakana dia novakina tamin’ny olona rehetra mba hampiomana azy ho amin’izany andro izany.
malagasy
Ny kopen'ny teny izay natao didy ho amin'ny isan-tokony amin'ny fanjakana dia nisokatra mba ho hitan'ny olona rehetra hampiomana azy ho amin'izany andro izany.[Na: dia novakina tamin']Dia nivoaka ny tsimandoa, ka nododonan'ny tenin'ny mpanjaka; ary nantsoina tany Sosana renivohitra koa ny lalàna. Ary ny mpanjaka sy Hamana nipetraka hisotro; fa ny tao an-tanàna Sosana kosa dia very hevitra.