Esther 3:15 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia niainga ny iraka haingam-pandeha nododonan’ny tenin’ny mpanjaka; ary novakina tany Sosana, tanàna mimanda, koa ny lalàna. Nipetraka hisotro ny mpanjaka sy i Hamana fa ny tao an-tanàna Sosana kosa dia very hevitra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Noho ny baikon’ny amperôra, dia nandeha faingana ny iraka; ary navoaka tao Sosany renivohitra koa izany didy manan-kery izany. Dia nipetraka hisotro ny amperôra sy i Hamàna, fa very hevitra kosa i Sosany iray tanàna.
Malagasy Bible 1865
Dia nivoaka ny tsimandoa, ka nododonan'ny tenin'ny mpanjaka; ary nantsoina tany Sosana renivohitra koa ny lalàna. Ary ny mpanjaka sy Hamana nipetraka hisotro; fa ny tao an-tanàna Sosana kosa dia very hevitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia niainga ny iraka haingam-pandeha nododonan’ny tenin’ny mpanjaka; ary novakina tany Sosana, tanàna mimanda, koa ny lalàna. Nipetraka hisotro ny mpanjaka sy i Hamana fa ny tao an-tanàna Sosana kosa dia very hevitra.
malagasy