Esther 3:5 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa hitan’i Hamana fa tsy mba nety nandohalika na niankohoka teo anatrehany i Mordekay dia tezitra loatra izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa hitan’i Hamàna fa tsy mba nety nandohalika sy niankohoka teo anatrehany tokoa i Môrdôkay, dia tezitra mafy izy.
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa hitan'i Hamana fa Mordekay tsy mba nety nandohalika na niankohoka teo anatrehany, dia tezitra loatra izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa hitan’i Hamana fa tsy mba nety nandohalika na niankohoka teo anatrehany i Mordekay dia tezitra loatra izy.
malagasy
Ary rehefa hitan'i Hamana fa Mordekay tsy mba nety nandohalika na niankohoka teo anatrehany, dia tezitra loatra izy.