Esther 3:9 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa raha sitraky ny mpanjaka, aoka hosoratana ny didy handringanana ireny, dia handanja volafotsy iray alina talenta aho mba homena ireo mpanao raharaha ka harotsaka ao amin’ny fitahirizan-drakitry ny mpanjaka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa raha sitrakao, dia aoka ianao hamoaka didy an-tsoratra mba handringanana azy; volafotsy 340 000 kilao kosa no haloako ho eo an-tanan’ireo mpandraharahanao mba harotsany ao amin’ny tahirim-bolam-panjakana.
Malagasy Bible 1865
koa raha sitraky ny mpanjaka, aoka hosoratana mba haringana ireny, dia handoa talenta volafotsy iray alina ho eo an-tànan'ny mpanao raharaha aho ho entina ao an-trano firaketan'ny mpanjaka.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa raha sitraky ny mpanjaka, aoka hosoratana ny didy handringanana ireny, dia handanja volafotsy iray alina talenta* aho mba homena ireo mpanao raharaha ka harotsaka ao amin’ny fitahirizan-drakitry ny mpanjaka.
malagasy
koa raha sitraky ny mpanjaka, aoka hosoratana mba haringana ireny, dia handoa talenta volafotsy iray alina ho eo an-tànan'ny mpanao raharaha aho ho entina ao an-trano firaketan'ny mpanjaka.