Esther 4:1 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony fantatr’i Mordekay izay rehetra nitranga dia nandriatra ny fitafiany izy ka nitafy akanjo fisaonana sady nihosin-davenona; dia nankeo afovoan’ny tanàna izy ka nitaraina sy nidradradradra mafy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nony fantatr’i Môrdôkay ny zava-drehetra nitranga, dia nandriatra ny fitafiany izy ka nitafy gony sady nihosin-davenona ary nankeo afovoan’ny tanàna ka nitaraina sy nidradradradra mafy.
Malagasy Bible 1865
Nony fantatr'i Mordekay izay rehetra efa natao, dia nandriatra ny fitafiany izy ka nitafy lamba fisaonana sady nihosin-davenona, dia nankeo afovoan'ny tanàna ka nitaraina sy nidradradradra mafy;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony fantatr’i Mordekay izay rehetra nitranga dia nandriatra ny fitafiany izy ka nitafy akanjo fisaonana sady nihosin-davenona; dia nankeo afovoan’ny tanàna izy ka nitaraina sy nidradradradra mafy.
malagasy
[Ny alahelon'ny Jiosy, ary ny nataon'i Mordekay sy Estera mba tsy hahatanterahan'i Hamana izay nokasainy] Nony fantatr'i Mordekay izay rehetra efa natao, dia nandriatra ny fitafiany izy ka nitafy lamba fisaonana sady nihosin-davenona, dia nankeo afovoan'ny tanàna ka nitaraina sy nidradradradra mafy;