Esther 4:10 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa naniraka an’i Hatàka indray i Estera hilaza amin’i Mordekay hoe:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
fa mbola nirahin’ity mpanjakavavy indray izy hilaza amin’i Môrdôkay hoe:
Malagasy Bible 1865
Fa Estera naniraka an'i Hatàka indray hanao amin'i Mordekay hoe:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa naniraka an’i Hatàka indray i Estera hilaza amin’i Mordekay hoe:
malagasy
Fa Estera naniraka an'i Hatàka indray hanao amin'i Mordekay hoe: