Esther 4:13 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nampitondra valiny ho any amin’i Estera i Mordekay hoe: Aza mihevitra anakampo fa ianao no ho voavonjy amin’ny Jiosy rehetra saingy ao an-tranon’ny mpanjaka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
dia izao no nasainy navaly azy: «Aza mihevitra anakampo fa ho afaka irery amin’ny Jiosy rehetra ianao satria monina ao an-dapa.
Malagasy Bible 1865
Ary Mordekay nampitondra valiny ho amin'i Estera hoe: Aza manao anakampo fa ho afaka mihoatra noho ny Jiosy rehetra ianao, saingy ao an-tranon'ny mpanjaka;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nampitondra valiny ho any amin’i Estera i Mordekay hoe: Aza mihevitra anakampo fa ianao no ho voavonjy amin’ny Jiosy rehetra saingy ao an-tranon’ny mpanjaka.
malagasy