Esther 4:14 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa raha tsy hiteny na inona na inona ianao amin’izao fotoana izao dia hisy fanafahana sy famonjena hiseho avy amin’ny toerana hafa ho an’ny Jiosy fa ianao sy ny fianakavian-drainao dia haringana. Ary iza no mahalala fa angamba ho amin’izao andro izao mihitsy no nanandratana anao ho amin’ny fanjakana?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha hangina mihitsy ianao amin’ity toe-javatra ity, dia hisy fanampiana sy fanafahana hipoitra avy any an-kafa ho an’ny Jiosy; fa ianao no haringana ary ho lany tamingana ny fianakavianao. Ary iza no mahalala fa angamba ho amin’ity toe-javatra ity mihitsy no nanandratana anao ho mpanjakavavy?»
Malagasy Bible 1865
fa raha hangina mihitsy ianao amin'izao andro izao, dia hisy fahafahana sy famonjena hiseho avy amin'ny fitoerana hafa ho an'ny Jiosy, fa ianao sy ny mpianakavin-drainao kosa dia haringana; ary iza no mahalala, fa angamba ho amin'izao andro izao mihitsy no nanandratana anao ho amin'ny fanjakana?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa raha tsy hiteny na inona na inona ianao amin’izao fotoana izao dia hisy fanafahana sy famonjena hiseho avy amin’ny toerana hafa ho an’ny Jiosy fa ianao sy ny fianakavian-drainao dia haringana. Ary iza no mahalala fa angamba ho amin’izao andro izao mihitsy no nanandratana anao ho amin’ny fanjakana?
malagasy