Esther 4:15 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nampitondra valiny ho any amin’i Mordekay indray i Estera hoe:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izao kosa no nasain’i Estera navaly an’i Môrdôkay:
Malagasy Bible 1865
Dia nampitondra valiny ho any amin'i Mordekay indray Estera ka nanao hoe:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nampitondra valiny ho any amin’i Mordekay indray i Estera hoe:
malagasy
Dia nampitondra valiny ho any amin'i Mordekay indray Estera ka nanao hoe: