Esther 4:2 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary tonga teo anoloan’ny vavahadin’ny mpanjaka izy, nefa tsy nisy nahazo niditra tao amin’ny vavahadin’ny mpanjaka raha nitafy akanjo fisaonana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tonga hatrany anoloan’ny lapa aza izy, saingy nijanona teo satria tsy azon’ny olona mitafy gony atao ny miditra ny lapa.
Malagasy Bible 1865
ary tonga teo anoloan'ny vavahadin'ny mpanjaka aza izy; nefa tsy nisy nahazo niditra teo amin'ny vavahadin'ny mpanjaka, raha nitafy lamba fisaonana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary tonga teo anoloan’ny vavahadin’ny mpanjaka izy, nefa tsy nisy nahazo niditra tao amin’ny vavahadin’ny mpanjaka raha nitafy akanjo fisaonana.
malagasy