Esther 4:3 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tany amin’ny fari-piadidiana rehetra izay nalehan’ny tenin’ny mpanjaka sy ny didiny dia nalahelo mafy ny Jiosy ka nifady hanina sy nitomany ary nidradradradra sady maro no nandry tamin’ny lamba fisaonana sy ny lavenona.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tany amin’ny faritany rehetra nahatongavan’ny baiko aman-didin’ny amperôra, dia nalahelo mafy koa ny Jiosy ka nifady hanina sy nitomany ary nidradradradra, sady maro no nitafy gony sy nandry teo ambony lavenona.
Malagasy Bible 1865
Ary tany amin'ny isan-tokony tamin'ny fanjakana rehetra nalehan'ny tenin'ny mpanjaka sy ny didiny dia nalahelo mafy ny Jiosy ka nifady hanina sy nitomany ary nidradradradra, sady maro no nandry tamin'ny lamba fisaonana aman-davenona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tany amin’ny fari-piadidiana rehetra izay nalehan’ny tenin’ny mpanjaka sy ny didiny dia nalahelo mafy ny Jiosy* ka nifady hanina sy nitomany ary nidradradradra sady maro no nandry tamin’ny lamba fisaonana sy ny lavenona.
malagasy