Esther 4:6 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia lasa i Hatàka nankany amin’i Mordekay ho eo amin’ny kianjan’ny tanàna, ilay eo anoloan’ny vavahadin’ny mpanjaka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia lasa i Hatàka nankany amin’i Môrdôkay izay teo an-kianjan’ny tanàna anoloan’ny lapan’ny amperôra;
Malagasy Bible 1865
Dia nivoaka Hatàka nankany amin'i Mordekay ho eo an-kalalahana eo an-tanàna, dia ilay eo anoloan'ny vavahadin'ny mpanjaka;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia lasa i Hatàka nankany amin’i Mordekay ho eo amin’ny kianjan’ny tanàna, ilay eo anoloan’ny vavahadin’ny mpanjaka.
malagasy
Dia nivoaka Hatàka nankany amin'i Mordekay ho eo an-kalalahana eo an-tanàna, dia ilay eo anoloan'ny vavahadin'ny mpanjaka;