Esther 4:7 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nambaran’i Mordekay taminy izay rehetra nanjo azy sy ny tena isan’ny vola izay nokasain’i Hamana harotsaka ao amin’ny trano fitahirizan-drakitry ny mpanjaka noho ny Jiosy ho ringana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ary nambaran’i Môrdôkay taminy avokoa ny zava-drehetra nanjo azy sy ny tontalim-bola nokasain’i Hamàna haloa ho ao an-trano firaketan’ny amperôra noho ny handringanana ny Jiosy.
Malagasy Bible 1865
dia nambaran'i Mordekay taminy izay rehetra efa nanjo azy sy ny isan'ny vola izay nokasain'i Hamana haloa ho ao an-trano firaketan'ny mpanjaka noho ny handringanana ny Jiosy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nambaran’i Mordekay taminy izay rehetra nanjo azy sy ny tena isan’ny vola izay nokasain’i Hamana harotsaka ao amin’ny trano fitahirizan-drakitry ny mpanjaka noho ny Jiosy ho ringana.
malagasy