Esther 4:9 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia lasa niverina i Hatàka ka nanambara ny tenin’i Mordekay tamin’i Estera.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia lasa i Hatàka nanambara ny tenin’i Môrdôkay tamin’i Estera;
Malagasy Bible 1865
Ary tonga Hatàka ka nanambara ny tenin'i Mordekay tamin'i Estera.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia lasa niverina i Hatàka ka nanambara ny tenin’i Mordekay tamin’i Estera.
malagasy
Ary tonga Hatàka ka nanambara ny tenin'i Mordekay tamin'i Estera.