Esther 5:1 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony tamin’ny andro fahatelo dia nanao akanjo fiandrianana i Estera ka nitsangana teo amin’ny kianja anatiny amin’ny tranon’ny mpanjaka, teo anoloan’ny tranon’ny mpanjaka, ary ny mpanjaka dia nipetraka teo ambonin’ny sezafiandrianan’ny fanjakana tao an-dapa, tandrifin’ny vavahadin’ny trano.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa tapitra ny andro fahatelo nifadian-kanina, dia nitafy ny fanamiana maha mpanjakavavy azy i Estera ka niseho teo amin’ny kianja anatin’ny lapa, teo anoloan’ny efitranon’ny amperôra. Tamin’izay ny amperôra dia tao an-dapa sady nipetraka teo amin’ny sezafiandrianany, tandrifin’ny varavarana fidirana.
Malagasy Bible 1865
Ary nony tamin'ny andro fahatelo, dia niakanjo akanjo fiandrianana Estera ka nitsangana teo amin'ny kianja anatiny amin'ny tranon'ny mpanjaka, dia teo anoloan'ny tranon'ny mpanjaka, ary ny mpanjaka nipetraka teo ambonin'ny seza fiandrianan'ny fanjakana tao an-dapa, tandrifin'ny vavahadin'ny trano.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony tamin’ny andro fahatelo dia nanao akanjo fiandrianana i Estera ka nitsangana teo amin’ny kianja anatiny amin’ny tranon’ny mpanjaka, teo anoloan’ny tranon’ny mpanjaka, ary ny mpanjaka dia nipetraka teo ambonin’ny sezafiandrianan’ny fanjakana tao an-dapa, tandrifin’ny vavahadin’ny trano.
malagasy
[Ny naneken'ny mpanjaka ny tenin'i Estera, sy ny fahasosoran'i Hamana tamin'i Mordekay] Ary nony tamin'ny andro fahatelo, dia niakanjo akanjo fiandrianana Estera ka nitsangana teo amin'ny kianja anatiny amin'ny tranon'ny mpanjaka, dia teo anoloan'ny tranon'ny mpanjaka, ary ny mpanjaka nipetraka teo ambonin'ny seza fiandrianan'ny fanjakana tao an-dapa, tandrifin'ny vavahadin'ny trano.