Esther 5:10 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nanindry fo ihany anefa i Hamana ka lasa nody tany an-tranony aloha. Dia naniraka olona haka ny sakaizany sy i Zaresy vadiny izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Kanefa nanindry fo ihany i Hamàna ka lasa nody tany an-tranony aloha; dia naniraka olona izy haka ireo sakaizany sy i Zeresa vadiny.
Malagasy Bible 1865
Kanefa nanindry fo ihany Hamana ka lasa nody tany an-tranony aloha; dia naniraka naka ny sakaizany sy Zaresy vadiny izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nanindry fo ihany anefa i Hamana ka lasa nody tany an-tranony aloha. Dia naniraka olona haka ny sakaizany sy i Zaresy vadiny izy.
malagasy
Kanefa nanindry fo ihany Hamana ka lasa nody tany an-tranony aloha; dia naniraka naka ny sakaizany sy Zaresy vadiny izy.