Esther 5:11 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Notanisain’i Hamana tamin’ireo ny haben’ny harenany sy ny hamaroan’ny zanany mbamin’izay voninahitra rehetra nomen’ny mpanjaka azy sy ny nanandratany azy ho ambony noho ny mpitondra sy ny mpanompon’ny mpanjaka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary nambaran’i Hamàna tamin’ireo ny hareny miavosa sy ny zanany maro mbamin’ny voninahitra rehetra nomen’ny amperôra azy ka nanandratany azy ho ambonin’ireo andriambaventy sy mpandraharaha.
Malagasy Bible 1865
Ary nambaran'i Hamana tamin'ireo ny voninahitry ny hareny sy ny hamaroan'ny zanany mbamin'Izay voninahitra rehetra nomen'ny mpanjaka azy sy ny nanandratany azy ho ambony noho ny mpanapaka sy ny mpanompon'ny mpanjaka.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Notanisain’i Hamana tamin’ireo ny haben’ny harenany sy ny hamaroan’ny zanany mbamin’izay voninahitra rehetra nomen’ny mpanjaka azy sy ny nanandratany azy ho ambony noho ny mpitondra sy ny mpanompon’ny mpanjaka.
malagasy