Esther 5:12 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy koa i Hamana: E! I Estera, vadin’ny mpanjaka, aza dia tsy naka olona afa-tsy izaho ihany hiaraka amin’ny mpanjaka ho amin’ny fanasana izay namboariny sady nasainy hiaraka amin’ny mpanjaka koa aho rahampitso.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy koa i Hamàna hoe: –I Estera mpanjakavavy aza dia tsy naka olona afa-tsy izaho ihany hiaraka amin’ny amperôra ho amin’ny fanasana izay efa nomaniny androany; ary mbola nasainy hiaraka amin’ny amperôra koa aho rahampitso.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy koa Hamana: He! Estera, vadin'ny mpanjaka, aza tsy naka olona afa-tsy izaho ihany hiaraka amin'ny mpanjaka ho amin'ny fanasana izay efa namboariny; fa nasainy hiaraka amin'ny mpanjaka aho koa rahampitso.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy koa i Hamana: E! I Estera, vadin’ny mpanjaka, aza dia tsy naka olona afa-tsy izaho ihany hiaraka amin’ny mpanjaka ho amin’ny fanasana izay namboariny sady nasainy hiaraka amin’ny mpanjaka koa aho rahampitso.
malagasy