Esther 5:13 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nefa na izany rehetra izany aza dia tsy mbola afa-po aho raha mahita an’i Mordekay jiosy mipetraka eo am-bavahadin’ny mpanjaka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Kanefa tsy mahafa-po ahy mihitsy izany rehetra izany, raha ny tenako no mbola mahita an’i Môrdôkay, ilay Jiosy, miasa eo am-bavahadin’ny lapa.
Malagasy Bible 1865
Nefa na dia izany rehetra izany aza, dia tsy mbola mahafa-po ahy ihany, raha mbola mahita an'i Mordekay Jiosy mipetraka eo am-bavahadin'ny mpanjaka aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nefa na izany rehetra izany aza dia tsy mbola afa-po aho raha mahita an’i Mordekay jiosy mipetraka eo am-bavahadin’ny mpanjaka.
malagasy
Nefa na dia izany rehetra izany aza, dia tsy mbola mahafa-po ahy ihany, raha mbola mahita an'i Mordekay Jiosy mipetraka eo am-bavahadin'ny mpanjaka aho.Dia hoy Zaresy vadiny sy ny sakaizany rehetra taminy: Aoka hanaovana hazo, dimam-polo hakiho ny hahavony, ary raha maraina dia lazao amin'ny mpanjaka mba hahantona eo Mordekay; fa mandehana miaraka amin'ny mpanjaka amin'ny hafaliana ho any amin'ny fanasana ianao. Ary sitrak'i Hamana izany zavatra izany, ka dia nampanao ilay hazo izy.